Friedrich-Ebert-Stiftung
Lot V.A. 14 FA Tsiadana
BP : 3185
Antananarivo 101
Madagascar

Tel.: +(261 20) 22 344 24 /-25
Fax: +(261 20) 22 257 31

E-Mail: ebert@fes.mg
http://www.fes-madagascar.org/

Vaovao

Hitanao ato: lahatsoratra isankarazany, fanaovana stage, vaovao samihafa mahaliana anao avy FES.

Hitanao ato


Dialogue on Globalization

FES Globalization

www.fes-globalization.org


Logo

Informations about the Cotonou Agreement (english site)

Contentpic

Fiaraha-miasa eo amin’ny sehatry ny Faritra sy izao tontolo izao

Isan’ny tanjona ifantohan’ny FES Madagasikara amin’ny asa sahaniny, ny fanaovanay tantsoroka an’i Madagasikara hisokatra amin’ny fanatontoloana. Io fisokafana io dia hotanterahina eny anivon’ny sehatra samihafa efa misy sy efa andraisan’i Madagasikara anjara:

Araka izany dia raisin’ny FES ho andraikitra ny fampiroboroboana ny fandraisan’i Madagasikara anjara mavitrika eny anivon’ireny Vondrona sy Fikambanam-Paritra isan-karazany ireny, satria izy ireny no mamaritra ny lokan’adin’ny fifanakalozana iraisam-pirenena. Fihaonana samihafa sy manana endrika isan-karazany no karakarain’ny FES mba ho entina manatratra ireo tanjona ireo; ohatra amin’izany ny dinidinika manodidina latabatra boribory, ny seminera, ny atrikasa sns., izay mitodika amin’ny fanentanana momba ny vontoatiny sy ny fironana manoloana ny lokan’ady.


Articles de la Presse (un choix)

SYNDICATS: Un dialogue social en sourdine dans le milieu du travail
(Les Nouvelles, paru le 24.09.2008)

Code du Travail: Maurice donne l'example
(Madagascar Tribune, paru le 24.09.2008)

Travail et emploi - Une avancée positive pour Maurice
(La Vérite, paru le 24.09.2008)

Sécurité sociale: 83% des Malgaches dans l’informel
(Madagascar Tribune, paru 23.10.2007)

Un livret sur l'économie
(Madagascar Tribune, paru le 19.10.2007)

 

Les stratégie mauricienne en exemple
(Madagascar Tribune, paru le 27.09.2007)


Autres documents

Power-Point-Présentation du Ministre du Travail, des rélations industrielle et de l'emploi de la République de Maurice, SEM, Jean-Francois Chaumière pendant une conférence de la Friedrich-Ebert-Stiftung à Antananarivo, 23.09.2008

(Ici, vous trouviez quelques photos de la rencontre)