Friedrich-Ebert-Stiftung
Lot V.A. 14 FA Tsiadana
BP : 3185
Antananarivo 101
Madagascar

Tel.: +(261 20) 22 344 24 /-25
Fax: +(261 20) 22 257 31

E-Mail: ebert@fes.mg
http://www.fes-madagascar.org/

Vaovao

Hitanao ato: lahatsoratra isankarazany, fanaovana stage, vaovao samihafa mahaliana anao avy FES.

Hitanao ato


Dialogue on Globalization

FES Globalization

www.fes-globalization.org


Logo

Informations about the Cotonou Agreement (english site)

Contentpic

Fikarakarana izay ho solofo sy dimby rahatrizay

Fantatsika tsara fa tanora no maroanisa ao amin?ny mponina Malagasy. Izany hoe mpandray anjara feno sy tsy azo idifiana ny tanora, raha ny hamaroany no jerena. Tsy maintsy tsinjovina dieny mialoha ny fil?n?izy ireo sy izay mahaliana azy ireo, ny vinan?izy ireo, ny hery sy fahalemen?izy ireo, raha tiana ny hivoatra haingana.

Ilaina ny mampandray anjara ny tanora amin?ny fanapahan-kevitra sy ny fanatanterahana asa. Etsy andaniny koa anefa dia tsy haharitra ny zava-bita raha tsy misy fihavaozana ny olona mpiutondra sy mpitarika. Dieny izao dia eritreretina sahady ny fanomanana izay ho solofo sy dimby amin?ny ankapobeny, indrindra moa fa izay ho solofo sy dimby eo amin?ny sehatry ny politika.