Friedrich-Ebert-Stiftung
Lot V.A. 14 FA Tsiadana
BP : 3185
Antananarivo 101
Madagascar

Tel.:  +(261 20) 22 344 24  /-25
Fax: +(261 20) 22 257 31

E-Mail: ebert@fes.mg
http://www.fes-madagascar.org/

Vaovao

Hitanao ato: lahatsoratra isankarazany, fanaovana stage, vaovao samihafa mahaliana anao avy FES.

Hitanao ato


Dialogue on Globalization

FES Globalization

www.fes-globalization.org


Logo

Informations about the Cotonou Agreement (english site)

Contentpic

Ny Vehivavy

Fampidirana

Manana sori-doloha telo sosona ny vehivavy eo amin’ny fiaraha-monina:

Ny voalohany dia mifandraika amin’ny toe-tena voa-janahary maha-vehivavy azy: ny fiterahana, arahin’ny filàna sy ny asa manokana takian’izany.

Ny andraikiny faharoa dia ny fandraisany anjara amin’ny fampandrosoana eo amin’ny sehatry ny fihariana sy sosialy: manana anjara tokoa izy amin’ny fitadiavana harin-karena fanampiny, matetika dia miasa mihoatra ny 15 ora isan’andro izy.

Tsy dia mahazo tombontsoa loatra amin’ny harin-karena faobe vokatry ny fampandrosoana anefa izy amin’izany, satria tsy manana fahefana hanapaka ny momba ny fitsinjarana ny vokatra. Tsy afaka mampiasa loatra ny loharanon-karena izy satria tsy afaka mandray anjara amin’ny fanapahan-kevitra ihany koa. Ary matetika dia tsy ankasitrahin’ny olona koa, na lahy na vavy, ny fandraisan’ny vehivavy andraikitra sy anjara amin’ny sehatry ny politika.

Paikady

Misy roa karazana ny fisehon’ny ezaka “miralenta” azo avoitra:

Ny fomba fiasa voalohany dia ny fiezahana hanamafy hatrany ny lanja sy fahefan’ny vehivavy, eo amin’ny sehatra sy trangan-javatra rehetra izay azo hanaovana izany, ao anatin’ny fampandrosoana sy ny fampiroboroboana ny demokrasia:

Ny fomba fiasa faharoa hanamafisana orina ny fahefan’ny vehivavy, dia ny fanampiana mivantana ireo fikambanam-behivavy, noho izy mpiara-miombon’antoka ka tokony hahay hitondra raharaha. Azo atao ohatra ny manampy fikambanam-behivavy miady ho an’ny fiarovana ny zo sy andraikitry ny vehivavy.

Maro samihafa ny asa azo atao hanatanterahana ny tanjona voatanisa etsy ambony ireo:

Vina momba ny fampandrosoana ny fahefan’ny vehivavy

Raisin’ny FES ho andraikitra lehibe ny manohana izay mety ho hetsika antenaina hitondra vokatsoa amin’ireto sehatra manaraka ireto:

Articles de la Presse (un choix)

Photos de la visite de femmes parlemantaires mauriciennes à Madagascar

Arianne Navarre-Marie: Promouvoir la représentativité des femmes
(Les Nouvelles, paru le 21.11.2008)

Conference avec les femmes parlementaires mauricienne: Pour un bulletin unique
(Midi Madagasikara, paru le 20.11.2008)

Femmes et politiques - Les mairesses pas corrompues
(Express, paru le 20.11.2008)

Les femmes en politique - La représentativité au menu
(Les Nouvelles, paru le 20.11.2008)

Participation des femmes à la décision
(La Vérité, paru le 20.11.2008)

PARLEMENT - La place des femmes
(Midi Madagasikara, paru le 19.11.2008)